CLUB 41 MADAGASCAR N°2 · TOAMASINA
Fandaharam-potoana
Ireo fotoana iarahana: fihaonana amin’ny fianakaviana, fifaneraserana amin’ny klioba namana ary hetsika ara-kolontsaina.
Hetsika ho avy
29 Novambra 2026 — Fiarahana amin’ny fianakaviana, Pangalanes · 3 Desambra 2026 — Fihaonana amin’ny Club 41 Les Dodos · 23 Janoary 2027 — Tamatave Voice.
